Il était une fois Madagascar…par Koloina

Il fut quelques temps quelque part. J’eus l’habitude de publier des liens vers des blogs témoignant de la vivacité/véracité de la vie à Madagascar. Celle qui dépasse les clichés, que l’on croise tous les matins en attendant le bus à 6h du matin après avoir pu avalé un café et un menakely. Aucune idée si untel/unetelle y a manifesté de l’intérêt – à vrai dire je n’ai toujours pas pu cerner le sens de ce blog – mais les petites idées ont continué à trotter dans ma cabosse et comme je prends beaucoup de plaisir à broder des liens et des histoires, l’envie m’a prise de demander à mes bons amis s’ils voulaient eux aussi prendre part au petit jeu “Madagascar … 50 ans après” et de partager à travers plusieurs générations de malgaches les espoirs d’avant, la réalité d’aujourd’hui ainsi les souhaits pour demain. Je fais donc appel à toutes les bonnes âmes d’initier la conversation (et de soumettre ici) si jamais vous avez dans votre entourage des personnes ayant vécu l’indépendance de 1960, la révolution de 1972, la vie dure dans les années 1980, les rues de 1991,…bref engagez-les à répondre à ces TRÈS courtes questions. J’attends impatiemment vos messages!

Qui es-tu?
dotmg
Je suis un simple bloger et traducteur dans http://globalvoicesonline.org/

Quelles sont selon toi les plus belles années de Madagascar?
dotmg
Je ne sais pas, je n’en ai aucune idée! Peut être que c’était à l’époque du Président Tsiranana et que j’étais loin d’être née. Une époque féerique où tout était moins chère et que nos grands parents et parents vivaient bien avec un bon pouvoir d’achat etc.…comme l’a décrit Harinjaka. Ou peut être après les événements du 72, où les jeunes Malagasy ont commencé à avoir des places dans le monde du travail et dans l’administration etc.
tena marina tsy mahita ambara firy momban’izany aho. Ce que je peux dire pour l’instant c’est « I HAVE A DREAM….. » « Mino aho fa indray andro any dia ho………. I Madagascar! ».

Comment voyais-tu Madagascar en 2010 de cette époque?

dotmg
Pour 2010 ????, inona moa fa dia mbola manantena hatrany e! Raha izao misy krizy izao dia tsy mihandrandra zavatra be loatra aloha, Fa ny hirariana ary dia hiriana hatrany dia tahaka ny teny izay ifanaovana foana rehefa asaramanitra ny andro, manao hoe « Ho taom-pahombiazana ho antsika anie ity taona vaovao ity » Taom-pahombiazana, taona Feno fitiavana, taona feno fifaliana ho an’ny rehetra e! ary ihany koa taona feno fandeferana. Taona fandresena ho an’ny vahoaka Malagasy, ho an’i Madagasikara.

Ton message pour la postérité pour les 50 ans à venir pour les jeunes de 20 ans d’aujourd’hui
dotmg
Pour les jeunes de 20 ans et plus, il y en a encore beaucoup des choses qu’on ne sait pas encore dans cette vie ou que l’on ignore l’existence, surtout concernant notre pays. Il y a des choses qu’on ne croit pas, mais qui y existent; des choses qui nous empêchent d’évoluer et d’aller plus loin. « …Tout change, tout évolue, seul les imbéciles ne changent pas… (Alpha Blondy’s song)». Et si nous en sommes là aujourd’hui, dans des enchaînements de crises, de problèmes politique et des frustrations de tout genre, les mêmes refrains depuis des jours, des mois et des années. On n’avait jamais eu de vrai changement, la question qui se pose en ce moment c’est… « Est ce qu’on est tous des imbéciles ? »
« Je croix bien que non… ! ». On espère tous d’avoir une vie meilleure et agréable, mais quand ces choses restent encore inconnues par les Malagasy et surtout les jeunes, le rêve d’aller plus loin, restera un rêve qui ne se réalisera pas. Ce dont je parle est dans l’histoire (nos passés, nos présent et peut être même notre future). Je vous incite à bien enquêter profondément l’histoire depuis notre indépendance, il y a déjà 50 ans, poser des questions, prends des notes et surtout y trouver la vérité; car si on en est là (pas développement, dans des troubles politiques, etc, nandritra ny 50 taona tsy misy fiovana, fa dia izany foana !) c’est qu’il y a bien des raisons que l’on ne pensait pas. Chercher et Si vous avez trouvé partager et aidez ceux ce qui cherchent encore, et surtout ne vous arrêtez pas, Vous ferez tout cela et le sort se brisera facilement. Maintenant, penser au changement que vous voulez voir dans ce monde, notre monde, Madagascar. “Make it a better place, a lovely place for you and for everyone”. Ny hafatra farany dia hoe: “Don’t think what your country can do for you, but what you can do for your country”. “Dites oui à un avenir meilleur” Ho amin’ny 50 taona manaraka, ho an’ny tanora Malagasy, ho an’ny vahoaka Malagasy, ho an’I Madagascar. Homba antsika anie Andriamanitra!

fetching water in Antananarivo

matsaka

(download)

Toy izao rehefa matsaka amin`ireny mpompy mpamjakana ireny eto Antananarivo. Milahatra ary tena lavabe tokoa. Milay mahafoy fotoana anefa raha te-ahazo rano rehefa mody. Tsy maintsy miandry akaiky satria misy misongona . Betsaka ny mimenomeno rehefa eny ampatsakana satria lany ora, lany fotoana ary tsy misy toerana mba maloka hiandrasana fa dia eo amban`ny masoandro be migaingaina. Ny tena mampalahelo dia ny mahita ankizy sy ramatoa bevohoka na mampinona voatery miandry elabe miaraka amin`ilay zazakely vao afaka ny fahazo rano hentina hanadiovana sy hikarakarana ny ao antrano. Ho anìreo olondehibe moa dia ny resaka no entina andaniana ny andro eo ampatsakana tahaka izao hitantsika amin`izao sary hitantsika izao. Ny ankizy kosa dia ny milalao miaraka amin`ny namanany no hataony mandrapahazoa ny anjara ranony.

Ny mpitsinjara rano kosa dia tahakìzao hita amin`ny sary izao no tsy maintsy ataony, miandry ary tena maka toerana tsara mihitsay ary manaramaso sy mitsinjara ny rano ary dia mandany fotoana tahaka ny mpanjaka ihany koa. Manomboka ny maraina vao angiran-dratsy ka hatramin`ny ariva ary kely ny fotoana ialana eo fa dia tsy maintsy manao izay azo atao mba hitsinjarana izany.

Raha ny eto antananarivo dia mbola tahakìzao amin`ny sary izao fatsakana ho an`olona maro ary mbola azao laizana fa tena vitsy ny olona manana pompy any atranony. Ho amina toerana iray ohatra, midadasuka ary be olona fa dia vitsy ny isan`ny pompy ary tsy afaka ny manome fahafahampo ho an`olona ao amin`ny faritra iray izany. Tahaka ny eny soavimasoandro izao ohatra io hita amin`io sary io dia vitsy ny pompy tahaka itony afajka ny mamatsy ny mponina, sady lavitry ny trano no mbola vitsy anisa.

Vokatrìzany dia voatery ny mifoha maraina be ny mpatsak ary dia mandany ora betsaka vao mahazo izay anjara ranoniny ary dia matetika dia tsy maintsy miverim-berina matetika satria tsy mahampy ny rano tonga ao antrano. Ho an`ny mpianatra izao ohatra dia tsy amintsy izay ny mifoha maraina (amin`ny 5 ora na 4 ora mihitsy aza matsaka avy eo vao mandeha mianatra. Raha tsy izany dia ny ariva avy mianatra no manao ny anjarany. matetika aza indraindray dia aterina eny amin`ny pompy ny sio dia ny ariva no alaina mba hialana ny amin`ny filaharana be mandany andro.

ADIN'AKOHO

tapany voalohany   

Kolontsaina iray anisan'ny mampiavaka ny Malagasy ny adin'akoho.
Fialamboly iray izay mbola tsy very ary mbola manana ny ny maha
izy azy tokoa ankehitriny raha ny adin'akoho. Samy mankafy sy
manana karazana akoha mampiavaka azy avokoa ny faritra rehetra
manerana ny Madagascar. Na ny an-drenivohitra na ny any ambanivohitra
lavitra any. Na ny zazakely na ny olondehibe dia samy mankafy
fatratra ny adin'akoho avokoa ary mifanao fotoana amina toerana
iray mampiseho sy mampiady izay karazana akoho hananany. Ny akoho
fampiady dia tsy akoho fahita amin'andavanadro ireny fa karazana
akoho hafa mihitsy. Raha ny momba ny akoha mpiady dia, karazana
akoho efa nisy hatramin'izay no akoho mpiady eto Madagascar ary
hita tamin'ny vanim-potoana teo aloha toy ny tamin'ny vanim-potoana
ny fahampanjaka ny karazany. Ary hatramin'izay ka hatramin'izao dia
mbola hita amin'ny faritra maro eto Madagascar ny taranak'ireo akoho
ireo ka anisan'izany ny antsoina hoe: "kalahatintra, mandoro, malailay,
manditsoka, ny tsy laitra, ny mandrava, sns."
Araka ny tantara dia ny mpanjaka rehetra nifandimby dia anisan'ny
mpankafy sy mpiangaly fatratra izany taranja adin'akoho izany ary
anisany niompy tamin' izany karazana akoho izany. Anisan'ny fialamboly
mahafinaritra ny fampiadiana akoha tamin'ny vanim-potoana faha-mpanjaka;
Tsy mba nisy fialamboly maro moa tamin'izany fotoana izany, ny hany
nisy dia ny : "fampiadiana angely, ny savika, ny adin'angely, sy ny
sisa." ka betsaka ny liana tamin'ny fampiadiana akoho.
Rehe tonga ny moa ny fotoana fampiadiana akoho dia samy mitondra ny
karazana akoho mampiavaka azy avokoa ny faritra rehetra ary izay mandresy
dia mahazo loka lehibe.
Samy manana ny karazan'akohony avokoa moa ny faritra isambohitra rehetra.
Raha ny faritra eto Imerina ohatra,mampiavaka ny faritra Lasora  ny
fiompiana "Bengaly",ary ny mampiavaka ny faritra Ambohijafy kosa dia ny
fiompiana kalahantitra. Ny faritra Ambohidratrimo sy ny rovan'Ambohimanga
sy ireo faritra fitsangatsanganan'ny mpanjaka dia anisan'ny nahitana ny
karazana akoho kalahantitra avokoa.
Ny akoho mpiady dia fantatra amin'ny firafitry ny  vatany, ny lohany ary
ny tongony. Ny loko dia tsy midika karaza velively fa fanavahana fotsy
izany, toy ny hoe:"tsatsaka, maintiariva, volom-bavy, masira, menakely, sns.
Ny fiompiana akoho mpiady dia anisan'ny nivoahana fomba fiteny maro ary
ohabolana ihany koa toy ny hoe:"Lamban'akoho, faty no isarahana", "Akolahy
maneno an-tsena, tsy hery tsy akory fa hanina ny tany nialana", "Akoholahy
miady am-potaka, samy miaro ny masony tsy ho ditsoka", "Akoholahy
tanatanamanga, akoholahim-bohitra", "Raha akoholahy, dia efa intelo na
inefatra tapa-pantsy","Manao fitsaingoka akolahy jamba", sns
Tantara kely,
Fahiny hono dia very ny akoho iray teny amina vohitra iray (kalahantitra
izy io). Teny amin'ny vohitra iray hafa (teny lasora) no nahitana azy
tamin'izany.[...]Tsy nety nihaiky anefa ny mpangalatra ary dia nanapa-kevitra
ny tompony fa hiandry ny fotoana hananan'ilay akoha anaka[...]Koa rehefa tonga
io fotoana io dia tonga ilay tompon'akoho very ary hita nibaribary ny marina.
Satraia ny kalahantitra manko dia tsy mba mahavanona anaka afa tsy iray
matetika, ny nitranga anefa dia atody fito no nakotrika dia iray no foy,
izany no nahafantarana ny marina ary teo no nivoaka ilay fomba fiteny
hoe:"Mpangalatra akoho i Lasora" ary ny ohabolana hoe:"Lainga marivo tototra,
ka ampangain'ny akoho tokana."

Izay no mombamomba ny tapany voalohany mahakasika ny akoho fa ho jerena

Ny taom-baovao Malagasy

TAOM-BAOVAO MALAGASY Tantara: Andro voalohany amin'ny volana voalohan'ny taona volana voalohany: Alahamady taona:2009 Heviny: Alahamady milaza ny zoky olona amin'ny fianakaviana, ny Mpanjaka, ny Fiandrianana, ny fanjakana, vary(fiakarany),andrsna,... Ara-panandroana: Ny andro hifanitsian'ny volana sy ny masoandro ao amin'ny antokon- kitana Alahamady raha jerena avy ety an-tany (eto Madagasikara).Azo hamarinina eny amin'ny foiben-torana mamantatra ny tontolon'ny habakabaka izany. FOMBA AMAM-PANAOAMIN'NY FANKALAZANA NY TAOMBAOVAO Iray volana eo ho eo mialohan'ny tsinan'ny Alahamady Taona vaovao dia miafy tsy mihinana-kena ny vahoaka sy ny mpiondra, izany hoe tsy mandatsaka aina araka izay azo atao, nefa raha misy ny tsy fahatantesana izany dia afaka mihinana akoho amam-borona ka antsoina hoe:"fo tsy aritra" izany. 1- Misafo rano: Midio amin'ny alalan'ny rano, misafo rano,mandro, teo aloha dia mandro ny mpanjaka endriky ny fanadiovana ny firenena iray manontolo. Ireo rehetra ireo dia endriky ny fahdiovana na antsoina ihany koa hoe: "alafaditra"(alàna izay rehetra mifadiditra sy mangeja ny vahoaka sy ny firenena). 2-Mialoha: Ny alina faran'ny taona dia mana arendrina entina manondidina ny tanàna, rehefa izay dia tehirizina ny afo (hazavana), hafanana, ho tratry ny andro maraina (taom-baovao). 3-Andron'ny aom-baovao: Mifampiarahaba tratry ny taona vaovao ka ho tratrin'ny arivo taona (hary-ivo) mitsingerina anie tsy ho dison'ny samabtra sy ny manajara. 4-Manao tatao: Vary amin-dronono tondrahanan-tantly: raisina amin'ny sotro dia atao n-tampon-doha ka hisambasambana:" Sambasamba Andriamanitra Andriananahary, samy arivo ho tratrin'ny taona mitsingerina indray; tsy hisara-mianakavy, ho ela velona, hitombo hasina, ambinim-bola sy harena..." 5-zara Hasina: Fifanolorana ataon'ny ray aman-dreny sy ny zanaka, ka salohim-bary no ataon'izany arahina firariantsoa ho mariky ny fandresena ny mosary. 6-Nofon-kena mitam-pihavanana: Ho fanamaisana ny fihavanana,fiaraha-misakafo,korana samihafa. Izay ny momba ny fizotry ny fankalazany taom-baovao amin'ny fomba malagasy.Raha araka ny fanazavana sasantasany izay azo teny antoerana moa dia ny volana oktobra no fankalazana izany ary mifanarakaraka amin'ny fotoanan'ny ramadany izany. Ho entina azavaina misy kokoa eto ny momba ireo rehera ireo amin'ny manaraka fa ndha aloha ho jerana hoe rohoviana indray ny fankalazany ny taombaovao manaraka, satria raha araky ny fanazavana dia mihovahova izany daty izany fa tsy mijanona ho andro iray. Raha tamin'ny: 26 Marsa tamin'ny 7ora sy 7mn Hariva izy tamin'ity taona ity dia toy izao manaraka izao ny ho amin'ny taona manaraka: 2010: 16 Marsa: 00 ora 02mn marina 2011: 03 April: 05 ora 33mn hariva 2012: 22 Marsa: 05 ora 38mn hariva 2013: 11 Marsa: 10 ora 52mn alina 2014: 30 Marsa: 09 ora 46mn alina 2015: 20 Marsa: 12 ora 37mn atoandro 2016: 07 April: 02 ora 25mn hariva 2017: 28 Marsa: 05 ora 58mn maraina 2018: 17 Marsa: 04 ora 13mn hariva ialana tsiny ny fahatarana fa na dia izany aza mino aho fa tsy dia tena tara be loatra. Ampananena zavatra mahafinaritra sy mahaliana be aho amn'ny manaraka mahakasika ny fankalazana ny taom-baovao Malagasy.

Marojejy:Miomana ny hisokatra indray

Araka ny taitra azo dia efa mba manomboka milamina ny ao amin'ny parc marojejy.vaovao tsara sy mahafinaritra izany satria arakin'ny resaka natao dia efa manomana ny fisokafan'ny parc ho an'ireo mpizahatany ny tomponandraikitra. RAha ny resaka nandeha tamin'ny fotoana ireny dia ny hoe nisy nangalatra daholo ny fitaovana rehetra tao amin'ity toerana ity koa dia tsy misy azo ampiasaina intsony. Omaly anefa araka ny vaovao heno dia tsy nisy very na simba izaby fa dia nampiasain'ireo olona ireo fotsiny ary mbola azo ampiasain tsara. Fa na dia nitsoka nivokan'ity ala ity anefa ireo olona ireo dia namela takaitra lehibe vokatrin'ny hazo vaventy nakididy avy eny amin'ny toerana avo eny midina makaty ambany ka nandona ireo hazo hafa taty ambany. Marihina hazo sarobidy maro no simba sy voatapaka tamin'ireny fotoana ireny.Ary betsaka ny soron'ny mpitandro filaminana fa saingy nanjavona ihany koa izany araka ny tatitra azo avy any antoerana. Betsaka tamin'ireo olona ihany koa no tratran'ny mpitadro filaminana. Teo daholo moa izany rehetra izany fa ny tsara indrindra dia manomboka miverina amin'ny laoniny ny rehetra ary efa miomana amin'ny fandraisambahiny sahady ity toerana ity, taorin'ireny toe-javatra mahatsiravina niseho ireny. Ny hany antenain'ireo mpikarakara dia ny fiverenan'ny filaminana sy ny fandriampahalemana eto amin'ny firenena mba ahafan'ny mpizaha tany tonga maro be hitsidika ny toerana tahaka itony.

SOS MASOALA environment continuation

After Marojejy invasion, we are informed that there are about 3000 people moving to Masohala, let`s see what they are talking about: - the national park of Marojejy was closed for tourism. - 3000 people move to Masoala to extract the invaluable essence. - Abdillah, former strong man of Vohémar (from which the containers leave wood towards China or Tamatave, strange coincidence) encouraged the population to cut all the forest because it belongs to them. - Called into question of the SRI in Andapa by old authorities under pretext that it is with Ravalomanana that this happened to be developed. - the Chinese, once finished with the trunks, would be interested in the stump of the bois de rose! (rose wood) Are we going to make it worse? - Le parc national de Marojejy a été fermé au tourisme. - 3000 personnes sont parties dans le Masoala pour en extraire les précieuses essences. - Abdillah, ancien homme fort de Vohémar (d’où partent les conteneurs de bois vers la Chine ou Tamatave, étrange coincidence) a encouragé la population à couper toute la forêt car elle leur appartient. - Remise en cause du SRI à Andapa par d’anciennes autorités sous prétexte que c’est avec Ravalomanana que cela s’est développé. - Les chinois, une fois terminé avec les troncs, s’intéresseraient aux souches des bois de rose ! Pourrions nous faire pire ?